Teny iditra | 1 tanambokovoko |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] sari-na tsipika roa mifanapaka, na mandry izany (X) na mijoro (+) |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] croix |
Ohatra |
5 [2.5#] Misaotra, fa anisan' ny tanambokovoko manga aho, ka tsy misotro na dia. 6 [2.470#] Indro I Terezy kely mitsipatsipaka irery eo ambany tanambokovoko, tsy misy mpanaraka akory. 7 [2.895#] Rehefa vita io soratra io dia nokiahiny tanambokovoko teo ambany ary namboariny hoatry ny kintana io. |
Singan-teny | 8 tanana, vokovoko |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |