|
|
|
|

Teny iditra1  tanàna aolo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] the ruins of a village or town
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] ville ou village abandonné
5  [1.8] ruines d'un village
6  [1.5][tanàna haolo] village en ruine, abandonné
Ohatra  7  [1.353] Ny tanàna aolo koa no isan' izay mahafinaritra azy
8  [2.857] Ary raha ota fady ny tany, dia izao kosa no fanaia fady ataon' ny olona sasany : Alaina ny omby fòtsy loha sy ny toaka roa tavoahangy ka entin' izy tompon-tany any an-tendrombohitra, na any amin' izay tanàna aolo
Singan-teny  9  tana, aolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/22