Teny iditra tanana masina (tanàna, masina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy toerana nonenan' ny razan' Andriana fahiny ka nohajain' ny Ntaolo fatratra, manana ny fadiny, nangalana rano amin' ny Fandroana nihasinan' ny mpanjaka [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31