Teny iditra | 1 tandindona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Aloky ny tena: Aza miady amin' ny tandindona Sarin' ny tena jerena ao anaty fitaratra na ao anaty rano ka ninoan' ny Ntaolo fa fahitana ny fanahy: Voalazan' ny tantara fa nijery tandindona tany Anosifito Andrianampoinimerina andro vitsivitsy talohan' ny hahafatesany Sary: Ny famonoana ny zanak' ondrin' ny Paka teo amin' ny Jody dia tandindon' ny sorona nataon' i Kristy tamin' ny nahafatesany |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.13] ombre portée, pénombre |
Voambolana | 9 Fizìka |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny tandindona io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |