Teny iditra | 1 tandra vadin-koditra |
Singan-teny | 2 tandra, vady, hoditra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza zavatra tsy azo sarahina fa miaraka mandra-pahafaty; zavatra tsy mahay misaraka amin' ny zavatra hafa iray: Tandra vadin-koditry ny olombelona ny aretina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |