Teny iditra tandrobalala (tandroka, valala)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Betsileo, Merina] Teny ilazana karazan-tandrok' omby mahitsy miendri-tandro-balala somary miondrika any aloha [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby
Sary 

2009/02/23