Teny iditra | tandro-by | |
Singan-teny | tandro- (tandroka) ; -by (vy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | A spike put on the tips of the horns of a fighting bull [1.2] | |
Ohatra | Fa ny loza mahatsiravina koa dia ny ombalahy tandroby izay mahita ny afo milelaka ka mandrongatra avy ao am-pahitra mitrifana eran' ny tanàna.
[1.437] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03 |