Teny iditra | tanimanga (tany, manga) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | karazan-tany azo pondipondena tsara rehefa lena, tsy tantera-drano koa, ka tsara hanaovana biriky na taila [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | clay [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | Argile, terre glaise : tuiles, briques cuites [Abinal 1888] | |
argile [Hallanger 1974] | ||
Voambolana | Haibolantany | |
Teny mitovy hevitra | taniditra | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny tanimanga io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |