|
|
|
|

Teny iditra1  tanimanga
Singan-teny  2  tany, manga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] karazan-tany azo pondipondena tsara rehefa lena, tsy tantera-drano koa, ka tsara hanaovana biriky na taila
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] clay
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] Argile, terre glaise : tuiles, briques cuites
7  [1.8] argile
Voambolana  8  Haibolantany
Tovy hevitra  9  taniditra
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny tanimanga io

Fivaditsoratra  14  amangitan, anangitam, manangità, manangita, namangita, tamingana, tanimanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08