Teny iditra | 1 tanimena |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [0] jereo tany mena |
Ohatra |
4 tanimena no ambony tratrany; [2.436#] 5 Ny tanimena ihany no tsy nanan-dry zareo. [2.356#] 6 Ny vonitra no mahamena azy fa tsy izy akory no tanimena. [2.643#] |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny tanimena io |
Fivaditsoratra | 8 antenaim, ientanam, maintane, mananety, mañetiña, metanina, mientana, mientàna, nametany, tamenany, tanimena, tany mena |
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/08 |