Teny iditra tany mena (tany, mena)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Tany menamena volo noho ny vy be ao aminy [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay Terre rouge [Abinal 1888]
 Sol latéritique, latérite [SLP 1986]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31