|
|
|
|

Teny iditra1  taninina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asian' (ny hafanan' ny afo na ny masoandro): Notaninin' ny hainandro ilay baoritra ka nivonto
Ohatra  4  [2.470] Afo lava izao no taninina ary tsy maintsy atao andry maso tsara ny fivadiky ny ranondresy ho siramamy mety hivaingana.
5  [2.996] taninina tahaka ny ahitra ny foko ka malazo;
Fototeny  6  tanina
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11  taninana
Tovy hevitra  12  taninana

Fivaditsoratra  13  itaninan, nataniny, nitainan, nitanany, nitanina, taninany, taninina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21