Teny iditra Tanivo (any, ivo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Voambolana 
Ohatra 
1Fahiny, fony mbola nifankahala ny Tanivo sy ny Tantsiraka. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 114]
2Rahefa atao ny fanadinana amin'ireny vatsim-pianarana ireny, raha misy fito ny Tanivo, zara raha hisy telo ny Tanindrana sahy mirotsaka. [Andriamalala: Fanagasiana, takila 25]

2015/10/28