Teny iditra tanontanonana (tanontanona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona miasa na akekezin' ny sasany mijerijery tsisy antony eo: Aza tanontanoninareo eo rainareo fa aoka izy hisakafo milamina tsara [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tanontanonana, tanontanonako, tanontanonanao, tanontanonany, tanontanonantsika, tanontanonanay, tanontanonanareo, tanontanonan', tanontanonan-, tanontanonam-, tanontanona-
Ny lasa : notanontanonana, notanontanonako, notanontanonanao, notanontanonany, notanontanonantsika, notanontanonanay, notanontanonanareo, notanontanonan', notanontanonan-, notanontanonam-, notanontanona-
Ny hoavy : hotanontanonana, hotanontanonako, hotanontanonanao, hotanontanonany, hotanontanonantsika, hotanontanonanay, hotanontanonanareo, hotanontanonan', hotanontanonan-, hotanontanonam-, hotanontanona-
Filaza mandidy : tanontanony

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05