Teny iditra |
Tanosy
|
Sokajin-teny | anaram-poko
|
Famaritana malagasy | [ Antanosy ] Foko lehibebe amin' ny tendron' ny Nosy atsimo atsinanana indrindra; voalaza ho taranaky ny Arabo koa ny Antanosy, toy ny Antaimoro, fa niely tamin' ireo nosy madinika manodidina; ny tany onenany betsaka indrindra ankehitriny dia eo anelanelan' i Masihanaka sy Mandrare; renivohiny: Tolañaro [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | an islander; the name of a tribe on the south-east coast. [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | population de l'extrême sud-est de [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
|
| [ Antanosy ] population du sud-est de Madagascar, qui [...] Masihanaka
et
Mandrare
(ville principale: Tolañaro)
[tohiny Rajaonarimanana 1995]
|
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Teny nalaina |
|