Teny iditra | 1 tantely afa-drakotra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ny zava-tsoa izay tsy tsara tandrina, ka itsabahan' ny olona rehetra, na adala na hendry |
Singan-teny | 4 tantely, afaka, rakotra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |