|
|
|
|

Teny iditra1  tany dilatra
Singan-teny  2  tany, dilatra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Haibolantany
Fanazavàna teny malagasy  5  tany vonton-drano, fotaka [1.1]
6  fotaka sy fakofako entin'ny rano ka miangona amin'ny toerana iray ary mahalonaka azy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7  clay, fine soil deposited by a stream or current. See tany manga [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8  Limon, terre humide [1.3]
9  alluvion [1.13]
Tovy hevitra  10  tany ditra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06