Teny iditra tany kotra
Singan-teny tany ; kotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tany efa lany tsiro ka avala indray ho tonga tany vao [1.1]
 Antsoina hoe kotra ny tany rehefa reraka sy lany tsiro, ny tany tsy mamokatra firy [2.117]
Ohatra Ny tany efa kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso. [2.117]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24