Teny iditra | 1 tany mainty |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] tany maintimainty ny volony noho ny fatimbiby sy zavamaniry lo hatry ny ela ao anatiny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] terreau |
Singan-teny | 5 tany, mainty |
Fivaditsoratra | 6 maintitany, tany mainty |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |