Teny iditra tany mondra
Singan-teny tany ; mondra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tany mora potsipotsehina ary lonaka tsara saingy mora lany tsiro koa rehefa volena tsy ela akory [1.1]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01