Teny iditra taokaonty (tao, kaonty)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Comptabilité [1.5]
Ohatra Fianarana iray heveriko fa tena hilain' i Dera aza, dia ny soratendry, sorapohy ary taokaonty. [2.4]
Haiendriteny 
Tsotra : taokaonty, taokaontiko, taokaontinao, taokaontiny, taokaontintsika, taokaontinay, taokaontinareo, taokaontin', taokaontin-, taokaontim-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31