Teny iditra |
tao-
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe taona
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tao
|
Singan-teny | t~ ; ao |
Sokajin-teny | ny lasan' ny tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Milaza toerana "ao" fa enti-milaza ny lasa: Tao anaty fantsakana no hita ilay rojo volamena [1.1]
|
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
ao |
|
Teny iditra |
tao
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Asa karakaraina sy vitaina: Tao volo Fanamboarana, fananganana: Tao trano; taozavatra [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Travail, action [1.5]
|
| Action de fabriquer, de construire [1.196]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
tao
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fiomanana, fikarakarana izay hoentina miady na manafika [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Préparatifs, précaution [1.5]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
tao
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
fitondrana
[1.78]
|
|
Teny iditra |
taò
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
ity
[1.78]
|
Tovy hevitra | |
|