|
|
|
|

Teny iditra1  taola-maoja
Singan-teny  2  taolana, maoja
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the bones of the pelvis.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Le haut de la hanche.
Ohatra  6  Marary ny lamosina, soroka, na ny taola-maoja, na maharary manerana ny vatana. [2.424]
Voambolana  7  Haiaina
Tsipelina hafa  8  taolamoja
Tovy hevitra  9  maoja
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12