|
|
|
|

Teny iditra1  taolamizana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Lempona lalina toa lavaka boribory eo afovoan' ny taolan' ny maoja
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2][taola-mizana] the socket of the hip-joint.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3][taola-mizana] La cavité d'un os dans laquelle s'emboîte l'os des jointures.
Voambolana  6  Haiaina
Singan-teny  7  taolana, mizana
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny taolamizana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07