Teny iditra taolamizana
Singan-teny taolana ; mizana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lempona lalina toa lavaka boribory eo afovoan' ny taolan' ny maoja [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ taola-mizana ] The socket of the hip-joint. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ taola-mizana ] La cavité d'un os dans laquelle s'emboîte l'os des jointures. [1.3]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/23