Teny iditra | 1 taolan-damosina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3] l'épine dorsale, depuis les reins jusqu'au cou. 4 [1.5] l'épine dorsale. |
Ohatra |
5 [2.424#162] Mety tery ny hoza-tatitra avy eo amin'ny lamosina ateraky ny hernie discale (asiana ondana eo anelanelan'ny taolan-damosina) |
Voambolana |
6 Haiaina |
Singan-teny | 7 taolana, lamosina |
Mpanahaka | 8 hazondamosina |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |