Teny iditra | 1 taom-bokatra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] taona nahazoana vokatra betsaka |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#681] année où les récoltes sont abondantes |
Voambolana |
5 Toe-karena: fambolena 6 Fotoana |
Singan-teny | 7 taona, vokatra |
Tovy hevitra | 8 tao-mora, taon-jina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |