Teny iditra | taon-jina (taona, zina) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | taona nahazoana vokatra betsaka [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | une année faste, une année d'abondance [Boiteau 1997] | |
Teny mitovy hevitra | taom-bokatra ~ tao-mora | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |