Teny iditra taom-bokatra
Singan-teny taona ; vokatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Taona nahazoana vokatra betsaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Année où les récoltes sont abondantes [1.3]
Voambolana 
Tovy hevitra tao-mora ~ taon-jina

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12