Teny iditra taon > taona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, na fotoana ahatafahodinan' ireo fizarana efatra: lohataona, fahavaratra, fararano, ary ririnina, ka iverenany amin' ny niandohany indray; ny taona iray dia misy volana vazaha roa ambin' ny folo, na herinandro roa amby dimampolo na andro dimy amby enimpolo sy telonjato. Ny taona malagasy (roa ambin' ny folo volana izay misy valo amby roapolo andro mahery kely tsirairay avy) dia fohy noho ny taona vazaha ka noho izany no iantsoana ny taona malagasy hoe taona miantsorona: Firy taona izao ny zanakao lahimatoa?
Marika na isa ilazana ny taona iray izay isaina hatramin' ny vanin' andro lehibe iray eo amin' ny tantara (oh. ny mariky ny isan' ny taona ampiasain' ny ankamaroan' ny firenena ankehitriny dia hatramin' ny nahafatesan' i Kristy): Taona 1960 no nahazoan' i Madagasikara ny fahaleovantenany indray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The year; a season [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Année [1.3, 1.8, 1.13]
 Les saisons de l'année [1.3]
 Saison [1.8]
Ohatra 
1Firy taona ianao? Roa-polo taona aho (Quel âge avez-vous? J'ai vingt ans) [1.3]
2Taonam-betsovetso mamy [2.817]
3Ity fa tamy ny taom-pahavaratra [2.445]
4Toy izany koa ny nanisana ny taonan'ny olona iray [2.117]
5Hifarana soa aman-tsara ny taon-tsekoly [2.356]
6Asesy araka ny fanombanana ny taonany izany [2.606]
7Tamin' ny faha-100 taonan-dRasalama tao Antananarivo izahay no nihaona matetika [2.356]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : taona, taonako, taonanao, taonany, taonantsika, taonanay, taonanareo, tao-, taon', taonan', taon-, taonan-, taom-, taonam-
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Zanakanarana Antananarivo zato taona lasa izay (Rabary Jean-Joseph)
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra taon > taona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tatitra entana na zavatra hafa ho amin' ny toerana hafa
Fitarihana olona hafa hanaraka ny hevitry ny tena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de porter d'un lieu à un autre
Action de porter à, de pousser, d'encourager à, de séduire, de tenter [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Teny iditra taon > tao-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe taona
Kamban-teny 

Teny iditra taon > tao
Singan-teny t~ ; ao
Sokajin-teny ny lasan' ny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Milaza toerana "ao" fa enti-milaza ny lasa: Tao anaty fantsakana no hita ilay rojo volamena [1.1]
Kamban-teny 
Mpanahaka  ao

Teny iditra taon > tao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Asa karakaraina sy vitaina: Tao volo
Fanamboarana, fananganana: Tao trano; taozavatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Travail, action [1.5]
 Action de fabriquer, de construire [1.196]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra taon > tao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiomanana, fikarakarana izay hoentina miady na manafika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Préparatifs, précaution [1.5]
Sampanteny 

Teny iditra taon > tao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] fitondrana [1.78]

Teny iditra taon > taò
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] ity [1.78]
Tovy hevitra 