Teny iditra | taona ito (taona, ito) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | amin' ity taona hitsahina ity [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | l'année présente, cette année [Abinal 1888] | |
Voambolana | Fotoana | |
Tsipelina hafa | taon' ito | |
Ohatra | fa ny ho avy taona any hitako taon' ito, ary ny ho avy ampitso hitako anio [Dahle: Angano] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |