Teny iditra taona ito
Singan-teny taona ; ito
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Amin' ity taona hitsahina ity [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'année présente, cette année [1.3]
Ohatra fa ny ho avy taona any hitako taon' ito, ary ny ho avy ampitso hitako anio [2.69]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12