|
|
|
|

Teny iditra1  taon-dasa
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tamin' ny taona farany tao
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] l'année passée
Voambolana  5  Fotoana
Singan-teny  6  taona, lasa
Tovy hevitra  7  taona itsỳ
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny taon-dasa io

Fivaditsoratra  9  andatsao, taon-dasa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21