Teny iditra | 1 taonjato |
Singan-teny | 2 taona, zato |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.66.fr#865, 1.5#285] siècle |
Ohatra |
5 Naharitra taonjato vitsivitsy tao Ankarana izy. [2.508#] 6 Taonjato fahavalo teo ho eo no niantombohan' izany fifandraisana izany. [2.366#] |
Voambolana |
7 Fotoana |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08 |
![]() |