Teny iditra | 1 taon-tsarotra |
Singan-teny | 2 taona, sarotra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] taona tsy nahazoana vokatra firy noho ny tondra-drano, havandra, valala, tsy fisian' orana ka mahatonga ny fiainana ho lafo na sarotra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#681] année de pénurie |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |