|
|
|
|

Teny iditra1  tapa-kofehy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Ohatra  3  ataoko an-joron-damba
sao tapa-kofehy koa very
ataoko am-pelatanana
sao tsemboka koa zary rano
atao anatin'ny foko
ka na hitondra mahafaty ahy aza
tsy tiako va hianao?
[2.131]
Singan-teny  4  tapaka, kofehy
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny tapa-kofehy io

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/12