|
|
|
|

Teny iditra1  tapahina
Fototeny  2  tapaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zaraina tarangana roa: Tapahina ny tady
ajanona, ampiatoina: Aza tapahinao ny teniko
Araikitra, anaovana didy: Vao notapahina fa hianatra indray amin' ny Alakamisy izao
Tsy avala handeha: Notapahin' ny sasany ny rano
Vitaina, faranana: Notapahina haingana ny asa fa samy maika hody ~ Tapaho haingana ny hevitrao
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be broken off, to be cut; to be decided to be settled
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on coupe, qu'on rompt net; qu'on décide
Ohatra  7  Tsy hotapahina mihitsy ny fanaovan-tsiramamy isan-kerinandro, satria tsy mora ny fiainana. [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny tapahina io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20