|
|
|
|

Teny iditra1  tapa-porohana sisa tsy may
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny kely sisa tamin' ny zavatra kay saika efa lany tanteraka, na olona vitsy na tokana sisa tsy maty tamin' ny olona saika efa maty avokoa
Singan-teny  4  tapaka, forohana, sisa, tsy, may
Tovy hevitra  5  akanga sisa nanamborana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10