|
|
|
|

Teny iditra1  tapatapaka
Fototeny  2  tapaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] tsy mitohy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] duplicatif fréquentatif
6  [1.13] discontinu
Ohatra  7  fa na ho folo tapatapaka aza raha tsy ialahy no hanjaka? [2.48]
8  ny feon-dRasolo mangovingovitra, ary tapatapaka ny fiteniny, fa mba feno koa ny fony. [2.324]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21