|
|
|
|

Teny iditra1  taperina
Fototeny  2  tapitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Vitaina, faranana: Tapero izato resakareo fa efa alina ny andro
Lanina: Notaperin' ny saka lahy ny ronono
(Vola) Aloa daholo tsy asiana sisa mijanona: Hotaperiko amin' ny herinandro ambony ny volanao
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be ended, to be finished, to be used up
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] Qu'on termine
7  [1.3] Qu’on complète, qu' on accomplit
8  [1.8] qu'on épuise
Ohatra  9  ka tsy azo taperina amy ny soratra avokoa ny loza nanjo [2.59]
10  taperina tetezina atao eo daholo rehefa dihy fanao taloha. [2.245]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  15  apetrany, iperatan, niperata, taperina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20