Teny iditra | tapitrisa | ||||
Singan-teny | tapitra ; isa | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Milaza folo hetsy, na 1.000.000 amin' ny tarehimarika. Marihina fa eo amin' ny tapitrisa, dia manomboka miverina tahaka ny tamin' ny "isa" indray ny fanisana malagasy: oh. 280.000.000 dia tononina hoe Valopolo amby roanjato tapitrisa, fa ny 280.000 kosa: Valo alina sy roa hetsy [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A million [3.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Un million [3.1] | ||||
Marika iraisam-pirenena | 1000000 1 000 000 1.000.000 1,000,000 [3.1] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Matematika: rafitrisa | ||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa | ||||
Lahatsoratra | Andriamihaja: Fanisana vaovao | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/12 |