Teny iditra | 1 tapitrisa |
Singan-teny | 2 tapitra, isa |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Milaza folo hetsy, na 1.000.000 amin' ny tarehimarika. Marihina fa eo amin' ny tapitrisa, dia manomboka miverina tahaka ny tamin' ny "isa" indray ny fanisana malagasy: oh. 280.000.000 dia tononina hoe Valopolo amby roanjato tapitrisa, fa ny 280.000 kosa: Valo alina sy roa hetsy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [3.1] a million |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [3.1] un million |
Isam-pirenena |
7 [3.1] 1000000 ~ 1 000 000 ~ 1.000.000 ~ 1,000,000 |
Ohatra |
8 ary roanjato tapitrisa no isan'ny miaramila an-tsoavaly; [2.996] 9 Roa arivo tapitrisa mahery ny olona rehetra eto ambonin' ny tany. [2.332] |
Voambolana |
10 Matematika: rafitrisa |
Tsanganana sy sary iray takila |
11 Ny isa |
Lahatsoratra |
12 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/03 |