Teny iditra | 1 tapotsiny |
Singan-teny | 2 t~, fotsy |
Sokajin-teny | 3 anarana sy mpisolo |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsiranorano madity fotsifotsy ao amin' atody, izay manodidina sy mambomba ny tamenany. (Ny tamenany no tonga voronkely fa ny tapotsiny kosa sakafo ivelomany) Ny fotsifotsy ao amin' ny maso |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] the white of an egg; the white part of wood |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] le blanc d'oeuf; la partie blanche d'un rondin de bois |
Ohatra |
7 tseroka sy atodiakoho, ny tapotsiny, aharo, dia arahiny ny ranombary sosoa, sady mivalana no miorika. [2.48] |
Tsipelina hafa | 8 tafotsiny |
Fivaditsoratra | 9 tapotsiny, tsipotina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/02 |