|
|
|
|

Teny iditra1  tarafina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ilazana zavatra (fitaratra na rano) ianjeran' ny hazavana ka mamerina io hazavana io indray: Tarafin' ny masoandro ny rano ka mamono maso
Ilazana zavatra iray jerena avy lavitra ka ny tanana atao eo ambony maso mova tsy ny mamory ny hazavana: Notaratiko no fieriko azy
Ilazana zavatra jerena avy ao ambadika lamba tantera-pahazavana: Notaratiko tamin' ny lambam-baravarankely ka nidoboka iray ihany ny ambavafoko nahita ireo olona an-jatony maro
Tsikilovina: Notarafin' ny fahavalo ny tanàna
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be shined on; to be examined by X-ray
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] sur quoi (qui) la lumière tombe : qu'on examine à la radiographie
Ohatra  6  [4.27] Hita soritra izany raha tarafina ny fomba fiasan’ny filoha Ravalomanana manoloana ny fiangonana:
Fototeny  7  taratra
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Mpanahaka  12  tilina, tsikilovina, zahana taratra
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  14  afatrany, atrifana, fanaitra, faratany, faritana, fatraina, fatrania, fianatra, fiatrana, fitarana, itarafan, nitarafa, tafarina, tarafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21