|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tararaka
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: trondro
Fanazavàna teny anglisy  4  the name given to the fish called FOny while still young [Provincial] [1.2]

Teny iditra (2/3)5  tararaka
Sokajin-teny  6  anarana
Voambolana  7  Haibiby: vorona
Fanazavàna teny malagasy  8  Vorona naman' ny vorondolo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  the name of a bird, a species of owl [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10  hibou diurne [2.415]
11  espèce de hibou diurne [1.3]
Ohatra  12  ny ostrisa, ny tararaka, ny vorondriaka, mbamin'ny hitsikitsika isan-karazany; [2.996]

Teny iditra (3/3)13  tararaka
Sokajin-teny  14  anarana
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny mpanao :
16  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  17  Enti-milaza olona varimbariam-poana sy midonanaka amin' ny tsy antony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18  sitting idly about [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  19  Se disait des paresseux, et aussi des gens dont bouche reste toujours ouverte et laisse sortir la salive [2.415]
20  lourdaud, qui reste sans rien faire [1.3]

Fivaditsoratra  21  arakatra, tararaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31