Teny iditra (1/3) | 1 tararaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] [Provincial]
the name given to the fish called fony while still young |
Voambolana |
4 Haibiby: trondro |
Teny iditra (2/3) | 5 tararaka |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Vorona naman' ny vorondolo |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2] the name of a bird, a species of owl |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [2.415] hibou diurne 10 [1.3] espèce de hibou diurne |
Ohatra |
11 ny ostrisa, ny tararaka, ny vorondriaka, mbamin'ny hitsikitsika isan-karazany; [2.996] |
Voambolana |
12 Haibiby: vorona |
Teny iditra (3/3) | 13 tararaka |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] Enti-milaza olona varimbariam-poana sy midonanaka amin' ny tsy antony |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.2] [Provincial]
sitting idly about |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [2.415] Se disait des paresseux, et aussi des gens dont bouche reste toujours ouverte et laisse sortir la salive 18 [1.3] lourdaud, qui reste sans rien faire |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 21 arakatra, tararaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |