Teny iditra | 1 taratasim-bola |
Singan-teny | 2 taratasy, vola |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] taratasy solom-bola, izany hoe azo andraisam-bola any amin' ny tranom-bola |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] effets de commerce, mandat-carte |
Ohatra |
6 Ny fangalarana volam-panjakana, ny fanagiazana tsy ara-dalàna ny tanim-panjakana na ny tanin' olon-tsotra, ny kolikoly amin' ny endriny rehetra na mivantana na an-kolaka, ny fanolanana na ny fanaovana sonia taratasimbola tsy misy antoka dia tsy toe-draharaha politika. [4.27#] |
Voambolana |
7 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |