|
|
|
|

Teny iditra1  tatarana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asiana tatatra: Tataro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano
Kapaina, jijina, tsihifina: Notataran' io lehilahy io vola be aho
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to have channels cut in it
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] dans lequel on creuse un caniveau, une rigole
Fototeny  6  tatatra
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  taratana, tatarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21