|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : tatatra

Ohabolana 1Aza mandray ombalahy latsaka an-tatatra, fa raha afaka izy, manoto. [2.415 #6218]
Aza mandray ombilahy latsaka an-tatatra, fa raha afaka izy, manoto. [2.165 #1155]
Tandremo, fandrao toy ny mandray ombilahy latsaka an-tatatra : raha afaka izy, hanoto. [2.653 #3001, 2.974 #310]
Tandremo sao manarina ombalahy latsaka an-tatatra, ka raha tafarina izy manoto. [2.558 #4034]
Dikanteny frantsayNe retirez pas un taureau du fossé où il est tombé, car une fois retiré il foncera sur vous. [2.415 #6218]
Ne tirez pas un taureau du fossé où il est tombé, car une fois dehors, il foncera sur vous. [2.165]
Prenez garde, il peut en être comme du taureau qu’on retire de la fosse : à peine dégagé, il vous encorne. [2.974]

Ohabolana 2Lehibe manihika an-tatatra, ka tsy misy hihontsinana. [2.558 #1771]
Lehibe manihika an-tatatra : tsy misy hihontsinana. [2.415 #715, 2.653 #1353]
Dikanteny frantsayHomme qui pêche au panier dans un canal de rizière : pas moyen de se remuer. [2.415 #715]
Fanazavana frantsaySe disait des dilapidations des grands et de leur embarras à se justifier. [2.415 #715]

Ohabolana 3Mahia tsy marary hoatry ny tsindrahaka an-tatatra. [2.415 #2799]
Tsindrahaka an-tatatra, ka mahia tsy marary. [2.558 #289]
Tsindrahaka an-tatatra : mahia tsy marary. [2.415 #1726, 2.653 #3309]
Dikanteny frantsayCancrelat aquatique qui habite les canaux des rizières : il est maigre sans être malade. [2.415 #1726]
Fanazavana frantsaySe disait des gens qui sans être malades, étaient très maigres. [2.415 #1726]

Ohabolana 4Manarina ombalahy latsaka an-tatatra : nony afaka izy nanoto. [2.558 #2036]

Ohabolana 5Midonanaka foana, toa an' ilay nanjono an-tatatra : tsy toho nandray jono, tsy amalona nandray azy. [2.165 #972, 2.415 #5917]
Midonanaka toa an' ilay nanjono an-tatatra : tsy toho miakatra, tsy amalona nanohina. [2.558 #2290]
Dikanteny frantsayPerdre le temps, comme celui qui pêche dans une rigole : rien n' a mordu, ni poisson, ni anguille. [2.415 #5917]
Perdre son temps, comme celui qui pêchait dans une rigole: ni "toho" ni anguille n' a voulu mordre. [2.165 #972]

Ohabolana 6Miebo tapany, ohatra ny rano an-tatatra. [2.653 #1746, 2.165]
Miebo tapany ohatra ny ranon-driaka an-tatatra. [2.558]
Dikanteny frantsayQui ne s' en croit qu' à moitié, comme l' eau d' une rigole. [2.165]
Fanazavana frantsayL' eau ne remplit la rigole qu' à moitié. [2.165]

Ohabolana 7Rafotsibe lavo an-tatatra, ny halavoana tsy tsapany, fa alaon' ny sandriko taloha aho. [2.558 #3500]
Rafotsibe lavo an-tatatra : ny halavoana tsy tsapany, fa "alaon’ ny sandriko taloha anie aho". [2.415 #1894, 2.653 #2604]
Dikanteny frantsayVieille femme qui est tombée dans un fossé : elle ne fait pas attention à sa chute mais elle s' écrie : ah ! si j' avais mes bras d' autrefois pour me tirer de là. [2.415 #1894]
Fanazavana frantsaySe disait des gens qui passaient le temps à regretter le passé. [2.415 #1894]

Ohabolana 8Rafotsibe nanihika an-tatatra : atao ambany lomotra no azo, antenantenany, tsy misy hihodinana, atao ambony tsy mahazo. [2.558 #228]
Rafotsibe nanihika an-tatatra; atao ambany, lomotra no azo; antenantenany, tsy misy hihodinana; atao ambony, tsy misy azo. [2.415 #1915, 2.653 #2617]
Dikanteny frantsayVieille qui pêche au panier dans un petit canal de rizière : si elle met le panier en bas, elle prend des algues ; si elle le met au milieu, elle n' a pas la place de le retourner ; si elle le met en haut, elle ne prend rien. [2.415 #1915]
Fanazavana frantsaySe disait de l' insuccès. [2.415 #1915]

Ohabolana 9Sabakaka mandro an-ony, sahona mandro an-tatatra : aokasamy handro amy ny onin-drainy. [2.653 #2810]
Saobakaka mandro an' ony, ny sahona mandro an-tatatra, ka aokasamy handro amin' ny onin-drainy. [2.558 #3835]
Saobakaka mandro an' ony, sahona mandro an-tatatra : aokasamy handro amin' ny onin-drainy. [2.415 #337]
Dikanteny frantsayCrapaud qui se baigne dans un fleuve, grenouille qui se baigne dans un petit canal de rizières : que chacun se baigne dans les eaux de ses pères. [2.415 #337]
Fanazavana frantsayLe sens est qu' il faut garder les coutumes de ses pères ; et aussi qu' il ne faut pas se mêler des affaires des autres. ! [2.415 #337]

Ohabolana 10Tsikovoka am-bodo : matavy tsy mifahy. [2.415]
Tsikovoka an-dobo: matavy tsy afahy. [2.165 #1435]
Tsikovoka an-dobo: matavy tsy afahy; tsindrahaka an-tatatra, mahia tsy marary. [2.165]
Tsikovoka an-dobo : matavy tsy mifahy. [2.558 #4429, 2.653 #3301]
Dikanteny frantsayDytiques de réservoir : ils sont gras, sans être mis en parc pour être engraissés. [2.415 #4617]
Un dytique dans une mare: il s' est engraissé tout seul; un cancrelas aquatique dans une rigole: il est maigre sans être malade. [2.165]
Un dytique dans une mare: il s' est engraissé tout seul. [2.165]
Fanazavana frantsayQui profite bien. [2.415 #4617]

Ohabolana 11Tsindretra mandry an-tanimbary, sahona mandry an-tatatra, mamba mandry anosy, ka samia mitoetra amin' ny onin-drainy. [2.558 #4441]
Tsindretra mandry an-tanimbary, sahonamandry an-tatatra, mamba mandry an-osy : samia mitoetra amy ny onin-drainy. [2.653 #3311]
Tsindretra mandry an-tanimbary, sahona mandry an-tatatra, mamba mandry anosy : samia mitoetra amin' ny onin-drainy. [2.415 #865, 2.974]
Dikanteny frantsayLa libellule se repose dans la rizière, la grenouille dans les rigoles humides, le caïman sur les îlots du fleuve : qu’ainsi chacun demeure à sa place (dans sa rivière d’origine). [2.974 #122]
Larves de libellules dans les rizières, grenouilles dans les canaux, caïmans dans les îlots, que chacun demeure dans l' eau de ses pères. [2.415 #865]
Fanazavana frantsayChacun doit rester dans sa condition et garder ses usages. [2.415 #865]

Fizahan-teny