|
|
|
|

Teny iditra1  tati-bolana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  tatitra, volana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fitondrana teny any amin' ny lehibe (na ray aman-dreny na mpampiasa...) momba ny zavatra tsy tsara nataon' ny hafa tany an-katakonana mba hamelezana azy
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny tati-bolana io

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29